|
|
|
|

Teny iditra 1  manogo
Fototeny  2 hogo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandamaka ny volo: Iza no nanogo ny volon' itý zaza itý? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to comb [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 peigner [1.8]

Fivaditsoratra  11 amongo, manogo, 12 moango

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20