|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  hogo
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  19 Filamaky ny volo: Tsara hogo izany volonao izany
20 Fandaminana ny volo misaritaka mba hilamaka isara: Mahatsikaiky ny hogo volon' Ibozy
21 Fandraotana ny tsira-kofehy hilantolanto [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  22 action de peigner, soit les cheveux, soit le chanvre [1.3]
Fikambanana  23  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe hogo

Teny iditra (2/2) 24  hogo
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny frantsay  26 (nom souahéli du manioc, conservé à Madagascar par les Makoa, c'est-à-dire les Africains importés comme esclaves au temps où les Arabes en faisaient la traite, 13e 17e siècles). Manihot utilissima Pohl (Euphorbiaceae). Tubercule comestible bien connu. Encore appelé mahogo. [1.196]
Voambolana  27  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19