|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manohatra
Fototeny  2 ohatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Bezanozano] mampitovy [1.78]
9 Mampitaha: Manohatra ny fahafatesana amin' ny mpangalatra tonga tampoka ny Soratra Masina
10 Mampitovy: Manohatra ny akanjony amin' ny ahy izy
11 Manandrana, mijery raha mifanentana: Lasa nanohatra ny akanjony izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to measure, to compare. [1.2]
13 to compare; to fit to try [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 comparer, essayer un vêtement, etc [1.8]
Ohatra  15  Ka izany no itenenany hoe samy masina an-taniny raha manohatra tanin' olona amin' ny tanindrazany izy. [2.285#]
16  Tsy vitan' ny manohatra ny tenany amin' ny zavaboary ny mpanoratra fa mbola miangavy ny sasany amin' izy ireo koa mba hanampy azy [2.314#]
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe manohatra
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 19  manohatra
Fototeny  20 tohatra
Sokajin-teny  21  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  22 Mifanena amy; manehatra: Manoha-doza [1.1]

Fivaditsoratra  23 maharanto, 24 mahatrona, 25 manatroha, manohatra, 26 mantahora

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21