|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  tohatra
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  8 Fandehanana vita ambaratonga mitohitohy mba hahazoana miakatra sy midina: Nidina ny tohatra indrindra aho no nifanena taminy
9 Hazo roa nasiana zanany mitsivalana mba hiakarana sy hidinana: Afindrao eto ny tohatra hiakarako erý an-tafontrano [1.1]
10 fandehanana vita ambaratonga [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  11 a ladder, a staircase [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 escalier [1.3.fr#709, 1.8, 1.13]
13 échelle [1.3.fr#709, 1.8]
Ohatra  14  Niakatra ny tohatra izy [2.529#54]
15  tohatra hazo an-trano no miakatra any [2.4#80]
Voambolana  16  Toe-karena: fanorenana
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 16 misy ny teny hoe tohatra
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io
Sary 
19  20 

Teny iditra (2/3) 21  tohatra
Sokajin-teny  22  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  27 Ny nonon' ny biby, indrindra ny ombivavy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  28 mamelles des vaches, des animaux [1.3]
Voambolana  29  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (3/3) 30  tohatra
Sokajin-teny  31  matoanteny mpamaritra
Haiendriteny 
32  Ny ankehitriny :
33  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Fanazavàna teny malagasy  36 Sendra, tojo, mifanena amy...: Tohatra azy indrindra aho teny an-tsena ka akory ny hafaliako [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  37 qui rencontre fortuitement: Tohatra azy aho (Je l'ai rencontré par hazard) [1.3]

Fivaditsoratra  38 tahotra, tohatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21