|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manohina
Fototeny  2 tohina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikasika kely: Ny ankihikeliko fotsiny no nanohina ilay sarivongana dia nianjera ilay izy
9 Mampihetsi-po: Nanohina ahy ny teny mamy fankasitrahana nataonareo, rankizy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to touch lightly, to jostle; to touch the heart or the sentiments [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 opposer, résister [1.8]
Ohatra  12  Ny hoe manohina ny akalam-baiko dia mikasika ny maharary ahy mafy, ny tena aretiko. [2.643#]
13  Ireo tantara izay mirakitra zavatra manan-danja dia manohina ny olona kokoa raha toa ka lalaovina. [2.424#]

Teny iditra (2/2) 14  manohina
Fototeny  15 tohina
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manohina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#710]

Fivaditsoratra  17 mahonina, manohìna, manohina, 18 mihañona

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15