|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manohoka
Fototeny  2 tohoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manisy fefy mba ho tampina ny rano ka hihandrona: Tokony efa hanohoka tanimbary isika izao
9 Manisy kitay betsaka miavovona eo am-patana [1.1]

Teny iditra (2/2) 10  manohoka
Fototeny  11 hohoka
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  17 Mametra-javatra ka ny vavany no atao ambany: Manohoka vilany
18 Mandentika ao anatin'ny fahoriana
19 Mamono zaza amin'ny fampandriana azy tsy mitsilany fa ny kibony no atao ambany mandry: Nanohoka ny zanany nolazaina ho ratsy vintana ny olona taloha [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20