| Teny iditra | 1 tohoka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
20 Rehefa mety ho fefy atao hanampina rano mandeha ka mahatonga azy hihandrona: Toho-drano
21 Kitay na tain' omby avovona be eo am-patana; fanesehana ny kitay ao am-patana 22 Fihinanana sakafo na fisotroana rano izay tsy alozina fa atao mipetaka avy hatrany amin' ny vava: Zatra ny antoho-jinga ka tsy velon' ny an-kararana [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 barrière servant à arrêter l'eau et à la faire entrer ou à la maintenir dans les rizières
24 bois ou bouses de vache amoncelées dans le foyer 25 action de porter le verre, la cuillère, la bouteille aux lèvres, de présenter l'ouverture de la nasse aux poissons [1.3#711] |
| Fikambanana | 26 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe tohoka |
| Fivaditsoratra | 27 hôtoka, 28 kotoha, tohoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|