|
|
|
|

Teny iditra 1  manoina
Fototeny  2 toina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mamaly (antso): Nahoana no antsoina ialahy ka tsy manoina? I Bako no nantsoina ka i Manga no nanoina [1.1]
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manoina
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 anomany, 11 inomana, 12 mañaoñy, manoina, 13 miañona, 14 miñaoña, 15 mionana, 16 monaina, 17 omanina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21