Teny iditra | 1 manoina (toina) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Mamaly (antso): Nahoana no antsoina ialahy ka tsy manoina? I Bako no nantsoina ka i Manga no nanoina [1.1] |
Haiendriteny |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny manoina io |
Fivaditsoratra | 9 inomana, manoina, miañona, miñaoña, mionana, monaina, omanina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |