|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manokatra
Fototeny  2 sokatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao izay hahitana ny ao anaty zavatra iray amin' ny fanalana ny sarony -- Manala ny saronjavatra na izay manafina azy: Manoka-bilany. / Tsy fomba ny manokatra taratasin' olona
9 Mamoha, manatanatana, mamelatra: Manoka-bava. / Samia manokatra ny bokiny [1.1]
10 [Antesaka] mamoha [1.78]
11 (manôkatra) mamoha [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  12 same as mamokatra. [1.2]

Teny iditra (2/2) 13  mañokatra
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15 [Sihanaka] mamoaka avy ao andavaka, mamadika [1.78]

Fivaditsoratra  16 manakòtra, manakotra, 17 manatroka, manokatra, mañokatra, 18 manotraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19