Teny iditra (1/2) | 1 sokatra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 Fivohana; tsy fikombonana fa fitanatanana. [1.1] |
Teny iditra (2/2) | 9 sokatra |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Voambolana |
11 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
Fanazavàna teny malagasy |
12 Karazam-biby mandia tongotra efatra, iva tongotra, mifono ao anaty akora, izay mafy eo amin' ny faritra manarona ny lamosiny sy ny tendany, manify kosa eo amin' ny fanambaniny; manatody aleviny any anaty fasika ny sokatra; hanin' ny olona ny nofon' ny sokatra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
13 a turtle or tortoise [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 petite tortue [1.54] 15 tortue [1.8] |
Ohatra |
16 Izy roa tonta dia samy mankafy sokatra, kanefa samy fady mihinana sokatra lavitra ny ranomasina. [2.508#17] 17 Nahefa lovia-bara, hara teny sakalava milaza hoditra ny sokatra lebibe izay ao amy ny ranomasina, fa tsy kely tahaky ny sokatra aty Merina, ka anaovana taozavatra betsaka. [2.48] |
Anaram-biby |
|
Fivaditsoratra | 19 koartsa, kosatra, rotsaka, satroka, sokatra, trosaka, tsoraka |
Nohavaozina tamin' ny 2021/01/02 |