|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  manolana
Fototeny  2 olana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manodin-javatra ny ilany miankavia, ny ilany miankavanana: Manolan-damba
9 Mamoritra: Manolam-pary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to twist rope [1.2]
11 to twist, to complicate [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 tordre, rendre compliqué [1.8]

Teny iditra (2/3) 13  mañolana
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15 [Antambahoaka] maka vehivavy amin-kery [1.78]
16 [Sihanaka] maka vehivavy anterisetra [1.78]

Teny iditra (3/3) 17  manolàna
Fototeny  18 olana
Sokajin-teny  19  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manolana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  20 manalona, manolàna, mañolana, manolana, 21 namolana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19