Teny iditra 1/2 |
manolatra
(solatra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manilaka, mampikipaka, mampiempaka: Nanolatra ny hodiny fotsiny ny vato [1.1]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manolatra |
Ny lasa : |
nanolatra |
Ny hoavy : |
hanolatra |
Filaza mandidy : |
manolara |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra 2/2 |
manolatra
(holatra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny frantsay | Se cicatriser [1.5]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manolatra |
Ny lasa : |
nanolatra |
Ny hoavy : |
hanolatra |
|
|