|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manolo (solo)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Manova hafa: Tsy mono na manolo mpampianatra efa za-draharaha 4  Miova: Lasa nanolo akanjo izy 5  Manonitra, manefa: Izaho no hanolo ny volanao fa aza matahotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  remplacer, compenser, rendre, changer [1.3#623]
Ohatra  7  Aoka hanolo akanjo aho vao mandeha (Je vais changer d'habit avant de partir) [1.3#623]
8  Soloy aho anio, fa hanolo anao kosa aho rahampitso (Remplaccz-moi aujourd'hui et je vous remplacerai demain) [1.3#623]
9  Mba aloavy kely ny vidin-tsatroko, fa hanolo ny volanao aho (Payez mon chapeau et je vous rendrai votre argent) [1.3#623]
10  Ataovy ity raharaha ity indroa andro, fa hanolo ny andronao aho (Faites ce travail pendant deux jours et je travaillerai deux jours à votre place) [1.3#623]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)15  mañolo
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  17  manodidina [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  18  lomano, lomona, maloño, manolo, mañolo, lomano, lomona, maloño, manolo, mañolo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20