|
|
|
|

Teny iditra 1  manolokolo
Fototeny  2 kolokolo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikarakara fatratra, manao izay hahasoa lalandava: Aza hadinoina ny manolokolo ireto voninkazo ireto mandritra ny tsy maha-eto ahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to treat with special care, to cherish [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 prendre soin de; chérir [1.8]
Ohatra  11  Ifarimbonan' izy mianakavy ireny ka eny an-tsaha eny no ahitana azy rehetra manolokolo ny voliny. [2.470]
Tovy hevitra  12 manakolokolo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22