|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manolotra
Fototeny  2 tolotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manakaiky tsy misy elanelany: Manolotra ny sahanay ny sahany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to run along the border of water or the coast, to be contiguous. [1.2]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe manolotra
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 12  manolotra
Fototeny  13 tolotra
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15 Mandroso zavatra mba horaisin' ny hafa: Manolotra tanana ~ Manolotra fehezam-boninkazo
16 Manome: Efa nanolotra anao vola ariary zato vidin' ny bokinao aho ka ahoana
17 Manome amim-pahafoizana tanteraka, ary enti-milaza zavatra tsy azo tsapaintanana indrindra: Nanolotra ny fitiavany izy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21