|
|
|
|

Teny iditra 1  manombika
Fototeny  2 ombika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Maka sombintsombiny na potipotiny amin' ny vataben-javatra iray: Manombi-kena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to collect small pieces of meat
10 In the provinces it means to retain a portion of anything for one's own use. [1.2]
11 to trim little pieces of meat from bones and other cuts [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 prendre des petits morceaux de viande sur les os, etc [1.8]
Ohatra  13  Raha toloran' olon-kanina na zavatra, dia mananty tanan-droa fa azo atao ny manombika. [1.437#]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how manombika
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21