|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ombika
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Sombina, potipoti-javatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9  small pieces of meat collected by children in the market. In the provinces it is used for fofo and isoka [1.2]
Kamban-teny 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny ombika io

Teny iditra (2/3)12  ombika
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  14  Rafitra, maika, dodona: Ombika aho nanontany azy [1.1]

Teny iditra (3/3)15  ombika
Sokajin-teny  16  kianteny
Fanazavàna teny anglisy  17  a particle expressing a sudden impulse of the mind. Compare miombika (ombika). [Provincial] [1.2]
Tsanganana sy sary iray takila  18  Ny kianteny rehetra

Fivaditsoratra  19  ambiko, Ikambo, kimbao, ombika

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26