| Teny iditra | 1 manombotomboka |
| Fototeny | 2 tombotomboka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 [Bezanozano] miampanga lainga
[1.78] 9 [Sihanaka] mandainga [1.78] 10 Miampanga olona amin' ny zavatra tsy nataony, tsy misy antony; manendrikendrika [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|