|
|
|
|

Teny iditra 1  tombotomboka
Fototeny  2 tomboka
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Sihanaka] endrikendrika [1.78]
9 Fiampangana olona amin-javatra tsy nataony, endrikendrika tsy marina: Tokony hofadinany endrikendrika, ny tombotomboka befahatany fa manohitra ny fitiavanamana [1.1]
Tovy hevitra  10 tomboka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22