|
|
|
|

Teny iditra 1  manonaka
Fototeny  2 honaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mianjera noho ny havizanana na ny hatavezana; miforetaka tsy afa-mandeha noho ny taviny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 Tomber de lassitude ou sous le poids de la graisse [1.3#265]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 manakona, manakòna, 11 manankoa, 12 manokàna, manokana, manonaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19