| Teny iditra | 1 honaka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
19 Tsy mahahetsika noho ny halehibiazan-doatra na noho ny aretina; tsy fahafahana miarina am-pandriana; vonto, hotsaka
20 Vono, fametsapetsana. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 épuisé, tombant de fatigue sous son propre poids ou par suite de maladie, qui reste couché sans pouvoir se lever ; imbibé, saturé d’un liquide; fig. action de rosser
[1.3#265] |
| Fivaditsoratra | 22 Hanoka, honaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|