|
|
|
|

Teny iditra 1  manondraka
Fototeny  2 tondraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampiditra rano amin' ny tany fambolena na mandraraka rano amin' ny voly mba hampaniry azy: Manondraka ny anana isan-kariva izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to water, to moisten [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 arroser, humecter [1.8]

Fivaditsoratra  11 manandroka, 12 mandranoka, 13 mandronaka, manondraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20