Teny iditra (1/4) | 1 manondrana |
Fototeny | 2 ondrana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandefa olona na zavatra hiampita amin' ny lakana na amin' ny sambo: Manondrana entana antaonina maro isan' andro ny ao Toamasina 5 [1.13] mandefa entana any ivelan'ny firenena |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2#463] to put goods on board. |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3#466] embarquer quelqu'un ou quelque chose 8 [1.13] exporter |
Ohatra |
9 Kanefa raha tonga hateloana ny sambony ka tsy mizaha ny basy ny manamboninahitra, dia manondrana izy. [2.366] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/4) | 14 manondrana |
Fototeny | 15 ondrana |
Sokajin-teny | 16 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.1] Mihetsika hadalana: Manondrana indray Ikoto atsy avaratra Manambady olon-tsy heny ka tsy nalam-paditra |
Fanazavàna teny anglisy |
18 [1.2#463] to show foolishness, to act the fool |
Fanazavàna teny frantsay |
19 [1.3#466] être imbécile, faire le fou commetre l'inceste, comme des cousins germains qui se marient sans dispense |
Ohatra |
20 fa izaho koa aza halina dia saiky tsy nahita tory akory, fa lasa tany aminy ihany ny eritre-ritro, satria manahy aho fandrao izy dia manangan-tsampona sy manondrana amin' iny hadaladalany iny, ka mahavoafady; [2.69] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/4) | 22 manondràna |
Fototeny | 23 ondrana |
Sokajin-teny | 24 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manondrana [Fitanisana] |
Teny iditra (4/4) | 25 manondràna |
Fototeny | 26 ondrana |
Sokajin-teny | 27 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manondrana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
28 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
29 [1.3#466] fais l'imbécile! |
Fivaditsoratra | 30 amondranan, anamondran, anandronam, anondranam, manañandro, manandrona, manandròna, manondràna, manondrana, namondrana, nanamondra, nanandroam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |