|
|
|
|

Teny iditra 1  manondritra
Fototeny  2 tondritra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manatodika
9 Manolaka (hadisoana)
10 Mitana zaza eo anelakelaky ny lohalika roa ka manankin' ny lohany amin' ny tratra ary somary manainga kely kosa ny tongony mba hahafahany mivalana tsara [1.1]
Tsipelina hafa  11 manondrotra

Fivaditsoratra  12 manitrandro, manondritra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22