| Teny iditra (1/3) | 1 manonga |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
6 [Antesaka] miakatra
[1.78] 7 [Provincial] (fitenim-paritra) miakatra [1.1] 8 misonga, mitombo, miakatra, miakatra hatrany [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 croître, augmenter
[1.13] |
| Fikambanana | 10 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe manonga |
| Teny iditra (2/3) | 11 manonga |
| Fototeny | 12 onga |
| Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Mamoritra, manainga kely ny ilany
[1.1] |
| Teny iditra (3/3) | 19 manongà |
| Fototeny | 20 onga |
| Sokajin-teny | 21 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manonga [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 22 mangano, 23 mangona, mangonà, manonga, manongà, 24 mongaña |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|