|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manongoa
Fototeny  2 tongoa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manavosa, manavovona, mampifanongoa: Manongoava vato eto amin' itỳ toerana itỳ [1.1]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how manongoa

Teny iditra (2/2) 10  manongoa
Fototeny  11 tsongo
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manongo [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20