|
|
|
|

Teny iditra 1  tongoa
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  25 Zavatra mitaingina eo ambonin' ny tena izy
26 Teny nilazana ny trafon' omby fahiny
27 Tatao na fanampy
28 Teny fanafohezana ny hoe tongoamihonkona [1.1]
29 hatevin'ny nofontany na vato mandrakotra velarana iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  30 Nom de la bosse du bœuf autrefois
31 ce que l’Etat perçoit, prélève, ses revenus provenant des taxes, des impôts et des droits de toute sorte
32 surplus, cadeau donné en sus du marché, surenchère [1.3]
33 couche [1.13]
Fikambanana  34  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe tongoa
Ohabolana  35  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21