Teny iditra | 1 manongom-barotra |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Singan-teny | 3 manongona, varotra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] mahita olon-kafa mitady hividy ilay zavatra efa nokasaina hovidina ka manondrotra indray ny vidiny efa nomena |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |