| Teny iditra | 1 manonitra |
| Fototeny | 2 onitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mamerina: Notereko hanonitra ny bokiko nalainy izy
9 Manolo, manefa: Hanonitra ny trosanay amin' ny asa hataony 10 Mampifandanja ny azo amin' ny very: Soa ihany fa nanonitra ny fatiantoka omaly ny tombombarotra azoko androany 11 Manarina ny ratsy vita: Tsy maintsy hanonitra ny ratsy nataoko taminy aho [1.1] 12 mamerina am-bola izay nindramina na nosimbana 13 manarina ny tsy mety [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 to repay, to refund, to restore.
[1.2] 15 to compensate, to pay damages; to make up for [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 récompenser, remplacer; payer des dommages et intérêts
[1.8] 17 rembourser 18 compenser, récupérer [1.13] |
| Voambolana | 19 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | manonitra, 21 miantrano |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|