|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manonofy
Fototeny  2 nofy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mahita amin' ny torimaso: Nanonofy an-dRakoto rainy, hono, izy
9 Mahatsiaro toa manao asa eo am-patoriana: Nanonofy nitaingina fiaramanidina nankeny amin' ny volana aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to dream. [1.2]
11 to dream, to dream of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 rêver de, rêver [1.8]
Ohatra  13  Hoatra ny olona manonofy izy rehetra. [2.649#264]
14  Soa ihany fa tsy mba manonofy mihitsy aho! [2.332#3]
15  Ny miondana eo an-tratrany tsy manonofy ratsy! [2.529#32]
16  Saiky isan' alina izao aho manonofy ratsy foana. [2.643#167]
Tovy hevitra  17 manofy

Teny iditra (2/2) 18  mañonofy
Fototeny  19 honofy
Sokajin-teny  20  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  21 [Antesaka] manonofy [1.78]

Fivaditsoratra  mañonofy, manonofy, 22 moninafo

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18