| Teny iditra (1/2) | 1 manonta |
| Fototeny | 2 tonta |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Maniera
9 Manao printy: Manonta boky 10 Mampiditra anaty lasitra, manao (biriky): Mahay manonta biriky tsara Rabe. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to stamp; to press down on; to print
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 frapper ou battre avec quelque chose; imprimer
[1.8] |
| Ohatra |
13 Ny mihady volamena, sy volafotsy, sy diamondra, sy ny manonta vola, dia atao gadralava 20 taona.
[1.123#]
|
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe manonta |
| Teny iditra (2/2) | 15 manontà |
| Fototeny | 16 tonta |
| Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manonta [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 18 mañanto, mananto, manonta, manontà, 19 mantona, 20 montana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|