|
|
|
|

Teny iditra 1  manontanintany
Fototeny  2 ontanintany
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Tsy tafandry ny sainy ka lasa nanontanintany ny olona teo akaikiny [2.324]
8  Aleo manontanintany foana ihomehezana, toy izay manaonao foana ho tezerana [2.558#14]
9  Raha ity moa ka ao izy fa atahorany hanontanintany azy ny amin' ny ombin' Ingahy sisa aty aho ka hodiany tsy fantatra? [2.643#112]
Tsipelina hafa  10 manontanitany

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20