|
|
|
|

Teny iditra 1  manontany
Fototeny  2 ontany
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao teny mila setriny na valiny: Manontany anao aho ka valio
9 Manadina: Nanontany an' Isambilo momba ny bika aman' endriky ny tany ny mpampianatra
10 Maka ambavany, mamotopototra: Nanontany ny voampanga ny mpamototra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to inquire, to investigate, to make a search, to question [1.2]
12 to ask a question, to interrogate [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 poser une question; questionner, interroger [1.8]
Ohatra  14  Tsy manondro olona ho mpangalatra tsy akory aho fa mba manontany fotsiny. [2.472#74]
15  Sady mibaiko izy, no manontany, no manompa, ka i Lidy mifihifihy no manaraka azy eto aoriana sy manao izay lazainy. [2.470#153]
Tovy hevitra  16 miontany
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe manontany
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  19 manintona, manintòna, manontany

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18