|
|
|
|

Teny iditra1  manontolo fo
Singan-teny  2  manontolo, fo
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] entimilaza olona tsy azo ahodina, tsy azo ifonana fa rehefa izay dia izay
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to indulge anger to the full. See tontolo.
Voambolana  6  Ontam-po

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07