|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manorirana
Fototeny  2 horirana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mametraka na mipetraka na mandeha na mijery tsy manatrika fa misompirana: Betsaka ny olona teny an-tsena ka nanorirana mihitsy izahay vao afaka nandeha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to set on edge [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 mettre sur son bord ou côté [1.8]
Ohatra  11  raha baka mahay manorirana hianao izaho kirongo tsy azo idirana [2.131]

Teny iditra (2/2) 12  manoriràna
Fototeny  13 horirana
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manorirana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  15 manary rano, manorirana, manoriràna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/24