|
|
|
|

Teny iditra 1  manorisory
Fototeny  2 sorisory
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mahasosotra, mahadikidiky: Manorisory mihitsy izany tabataba ataon' ny ankizy izany
9 Manao izay hahasosotra ny hafa: Atsaharo io fanaonao io fa manorisory ny mpampianatra
10 Mampahory, mampijaly: Tandremo ny manorisory ny zandrin' ialahy a! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to vex, to chagrin [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 vexer, agacer [1.8]
Ohatra  13  Miara-homehy sy ory aminao izy, nefa azo tsapaintànana koa fa manorisory azy ny hiditra lalindalina amin' izay resahina aminy. [2.5]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20