|
|
|
|

Teny iditra 1  sorisory
Fototeny  2 sory
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  13 Fahadisadisana avy amin' ny tsy fananan-javatra hatao, na fahasosotsosorana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 vexation, annoyance [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15 chagrin, vexation [1.8]
Ohatra  16  Nanomboka teo dia arakaraka ny nitomboan' ny fahafinaretako amin' ny fiarahana amin' i Lanto no nitomboan' ny sorisoriko rahefa voatery hitafa amin' i Masy. [2.471#22]
17  Isan-kariva, nataon' izy telo mirahalahy sy ireo mpiara-misakafo aminy mpanala sorisory azy amin' ny mozikany ilay mpitendry zavamaneno. [2.472#244]
Voambolana  18  Ontam-po

Fivaditsoratra  19 risoriso, sorisory

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20