|
|
|
|

Teny iditra 1  manoritra
Fototeny  2 soritra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manisy tsipika mampisaraka: Manoritra tany amin' ny tady / Manoritra volo amin' ny fofy [1.1]
9 manao tsipika
10 milazalaza mikasika ny zavatra iray [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  11 to divide by line, to part the hair, to draw lines on the ground in making designs, to cut off the end of anything straight. [1.2]
12 to mark off; to divid by marks [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 marquer; séparer par des lignes [1.8]
14 tracer
15 décrire [1.13]
Ohatra  16  Io didim-panjakana io ihany koa no manoritra izay lalana noheverina hizorana amin' ny fifandraisana amin' ny vahiny. [2.366#]
17  ny kabary ofisialy tato ho ato dia manoritra matetika fa ny asan' ny fokontany dia tokony ho fototry ny fampandrosoana. [4.27#]
Fikambanana  18  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manoritra

Fivaditsoratra  19 manirotra, manoritra, 20 maritrano

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20