|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  soritra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Tsipika natao fetra na fanavahana zavatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a mark, a trace, a line [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  marque, ligne, trace [1.8]
6  Sens général : écriture ; en pratique médicale empirique : scarifications, incisions légères, moins profondes que les tetika [1.196]
Ohatra  7  Namela soritra lalina tao an-tanàna anefa iny. [2.472]
Haiendriteny 
8  Tsotra :
9  Tovonana :
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)25  soritra
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny frantsay  27  Préparations qu'on applique sur les scarifications et nom des végétaux utilisés. Ce sont notamment, suivant les dialectes :
28  Molinaea retusa Radlk. (Sapindaceae). [Tankarana]
29 
Tina chapelieriana (Cambess.) Kalkman (Sapindaceae). [Tsimihety] [1.196]
Voambolana  30  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19