| Teny iditra | 1 manorobona |
| Fototeny | 2 robona |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Tsara faniry sy maitso ravina (fiteny fandre matetika amin' ny tononkalo mba hilazana hoe mandrobona)
8 Midoroboka fatratra, milobolobo: Hazo manorobona no hitako voalohany teo an-tokotany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 flourishing. Used of growing vegetables
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 (poétique) donner de belles touffes
[1.3] |
| Ohatra |
11 Mbola manorobona ihany izy, na dia efa antitra aza
[2.996]
|
| Tsipelina hafa | 12 mandrobona |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|