|
|
|
|

Teny iditra 1  mandrobona
Fototeny  2 robona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Midoroboka fatratra, milobolobo: Haro manorobona no hitako voalohany teo an-tokotany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 ce qui pousse en donnant de belles touffes [1.196]
Ohatra  9  mandrobona aho, mandonaka ny tany aniriako. [2.117#108]
10  Milenodenoka sy mandrobona vetivety foana ireo nafafy sy natsatoka; [2.470#43]
Tovy hevitra  11 manorobona

Fivaditsoratra  12 Ambondrona, mandrobona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22