|
|
|
|

Teny iditra 1  manosika
Fototeny  2 tosika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandronjina mba hivoaka amin' ny faritra iray na hamotraka: Aza manosika ahy ianao fa tevam-be itý akaikiko itý
9 Mandroaka tsy ho anisan' ny fianakaviana na foko, manary: Ny fokonolona no nanosika azy any ivelan' ny tanàna
10 Manakisaka ny vala namefena ny hazandrano mba hidirany ao anaty vovo: Manosika trondro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to shove; to urge [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 pousser [1.8]
Ohatra  13  ary ny mamovo sy ny mamintana sy ny manosika, dia fomba fanao ny lehilahy izany. [2.48#126]
14  Mahavita misaka na manosika ny olona raha tiany. [2.472#174]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manosika
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 mañakosy, 18 mañisoka, 19 manokasy, manosika, 20 masokañy, 21 masokina, 22 misokana, 23 misonàka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21