|
|
|
|

Teny iditra1  tosika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Ronjina; ezaka atao mba hampivoaka olona amin' ny faritra iray, na hamotraka azy na handroaka azy: Resy tosika izy ka lasa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  A shove, a push [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  Action de pousser, impulsion [1.8]
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Lohateny 
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny tosika io

Fivaditsoratra  16  kaitso, kitsao, sôkita, tosika, Tsikoa, tsioka, tsokia

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31