| Teny iditra | 1 manosotra |
| Fototeny | 2 hosotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mandalotra, manatavona amin' ny menaka, loko, fotaka, savony: Manosotra menaka ny tarehiny i Sahondra isan' alina
9 Manamasina, mametraka na manokana hiandraikitra raharaha lehibe sy ambony: Manosotra ho mpitandrina [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to smear, to paint, to apply a coating; to anoint with saliva etc.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 barbouiller, enduire: oindre; peindre
[1.8] 12 badigeonner [1.13] |
| Ohatra |
13 Tamin' ny fifandonana nisy teny rehetra teny, hita izany manamboninahitra lefitra frantsay sara-namana izany, ka nanosotra fota-mainty ny tarehiny sy ny tanany, izany teknisiana nanao malabary sy satroka mololo be sofina, izany sambo-belona tafiditra anaty vondrona miaramila gasy, tsy sahy nisoka-bava, fa sao hampagain' ny fiteniny.
[2.472#146]
|
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe manosotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|