| Teny iditra (1/2) | 1 manototra |
| Fototeny | 2 tototra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavà na teny malagasy |
8 Manarona: Manototra tany ny vodihazo
9 Mameno: Manototra nahandro ny latabatra 10 Mandrakotra: Kopahy ny vovoka manototra ny akanjonao 11 Manafotra: Manototra henatra olona [1.1] 12 mameno ny banga [1.13] |
| Fanazavà na teny anglisy |
13 to fill with earth etc.; to cover
[1.7] |
| Fanazavà na teny frantsay |
14 couvrir
[1.3#736] 15 combler [1.3#736, 1.13] 16 combler de terre, etc. [1.8] |
| Ohatra |
17 manototra tany ny lavadavaka ny tovolahy.
[2.445#]
18 manototra tanimbary amin' ireny ranontany ireny ry zareo. [2.445#] |
| Teny iditra (2/2) | 19 manotòtra |
| Fototeny | 20 tot |
| Sokajin-teny | 21 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavà na teny malagasy |
26 Manetsiketsika ny foly amin' ny fanenjanana azy ka amin' izay izy mitovy tantana hatrany tsy misy madilana
[1.1] |
| Fanazavà na teny frantsay |
27 secouer les fils en les raidissant pour les égaliser
[1.3#736] |
| Fivaditsoratra | 28 amontotra, 29 antomotra, manotòtra, manototra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/17 |
|