Teny iditra | 1 manotra |
Fototeny | 2 otra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Misafo sady mamoritra amin' ny tanana ny faritra iray amin' ny tena mba hampahalefadefaka ny hozatra marary na mivonto na vizana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to massage, to rub [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 masser, frictionner [1.8] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny manotra io |
Fivaditsoratra | 12 manotra, mantora |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |