Teny iditra (1/2) | 1 manozona |
Fototeny | 2 ozona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Maniry ratsy ny hafa: Nanozona ilay lamina tsy nandray azy izy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to curse [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 maudire [1.8] |
Ohatra |
7 Ary izay manozona ny rainy na ny reniny dia hatao maty tokoa. [2.996] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 manozòna |
Fototeny | 13 ozona |
Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manozona |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.3] |
Tsanganana sy sary iray takila |
17 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 18 manozona, manozòna, manozona, manozòna |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |