|
|
|
|

Teny iditra 1  mantsafofoka
Fototeny  2 safofoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Marary an-doha; jenjina, fanina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 qui a des maux de tête, des vertiges [1.3#556]
Voambolana  9  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20