Teny iditra (1/2) | 1 safofoka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] fandroadroatran' ny rano mianjera amin' ny riam-bato |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] things falling down or getting out of their place, disarrangement |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] chute |
Fototeny | 6 fofoka |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 safofoka |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] Aretin' andoha mahajenjina, mahafanina, ateraky ny fanaviana |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] maladie qui rend la tête lourde, qui donne des vertiges |
Voambolana |
16 Fahasalamana |
Fototeny | 17 fofoka |
Fivaditsoratra | 18 asafofok, safofoka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |